Aller au contenu principal

Vondromparitany Laika Antananarivo Andrefana

“inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany ?” Matio 5:47b "Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin’ny olona masina sady ankohonan’Andriamanitra" Efesiana 2:19

  • AN-TRANO
  • BIRAO sy KOMITY
    • BIRAO 2021
    • KOMITY FANDRAHARANA
    • KOMITY TEKNIKA
  • FARITRA
    • FARITRA AFOVOANY
    • FARITRA ANDREFANA
    • FARITRA ATSINANA
  • ASA sy HETSIKA

Catégorie : Non classé

Publié le 30 juin 2021

Hira faneva faha-25 VPL

Sabotsy 19 Jona 2021

Fivoriana tsy ara-potoana : Filoha VFL, filoha mpanampy VFL, MD, KL, Komity, Birao Mpiara-miasa VPL.

Sabotsy 17 Jolay 2021

Ivon’ny fankalazana ny faha-25 taonan’ny VPL :
     Toerana : FJKM Amparibe Famonjena
     Ora           : 9 ora sy sasany maraina
     Fandaharana :
* Fanompoam-pivavahana
* Jobily

TETIANDRO VPL SPAA 10

Sabotsy 13 Febroary 2021 : Fanokafana ny faha-25 taonan’ny VPL SPAA10 – FJKM Andavamamba Filadelfia – LIVE Hotel.

Sabotsy 27 Febroary 2021 : MD/KL – FJKM MAHITSY Famonjena.

Sabotsy 17 Jolay 2021 : IVON’NY Faha-25 taonan’ny VPL – FJKM Amparibe Famonjena.

Hira fanevan’ny faha-25 taonan’ny VPL SPAA10

https://vplspaa10.cw.center/wp-content/uploads/sites/10854/2021/07/hira-faneva-25-vpl-Feo-sy-Tonony.mp3

Archives

Se connecter / Politique de Confidentialité / Conditions d'Utilisation
CW.Center - Créateur de Site Gratuit pour Chrétiens