
Hira faneva faha-25 VPL

Vondromparitany Laika Antananarivo Andrefana
“inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany ?” Matio 5:47b "Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin’ny olona masina sady ankohonan’Andriamanitra" Efesiana 2:19
Taona nanokanana : 2021
Isan’ny mpikambana : 38
FILOHA :
ANDRIANARY Yves Germain
FILOHA MPANAMPY :
RAMAROSHON Andry Nilàna
TATAMONIRINA Lovasoa Emma
MPITANTSORATRA FIVORIANA :
NAMBININTSOA Mélanie Victoire
MPITANTSORATRA VOLA :
RANDRIAMAMPIANINA Santatra Niaina
MPITAHIRY VOLA :
RATSIMANDRESY Hery Tiana
MPANOLOTSAINA :
ANDRIAMANALINA Rivo
Taona nanokanana : 1993
Isan’ny mpikambana : 60
Taona nanokanana : 2008
Isan’ny mpikambana : 34